Teny iditra | fitsinanika (tsinanika) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba na toetran' olona mitsinanika, izany hoe mihinan-kanina tsy mahalala onony [1.1] | |
Fivaditsoratra | fitankisina, fitsikanina, fitsinanika |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |