Teny iditra | 1 fitsinanika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fomba na toetran' olona mitsinanika, izany hoe mihinan-kanina tsy mahalala onony |
Fototeny | 4 tsinanika |
Fivaditsoratra | 5 finantsikay, fitankisina, fitsikanina, fitsinanika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |