Teny iditra fitsindroka (tsindroka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina mitsindroka, izany hoe mitsaingoka voanjavatra amin' ny tany (vorona), na mandray zava-pihinana latsaka amin' ny tany [Rajemisa 1985]

2009/02/23