Teny iditra | 1 fitsingerenana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fiherenan' ny andro anankiray isan-taona: Niantso ny namany Rakoto tamin' ny fitsingerenan' ny andro nahaterahany |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] the return of something that comes around periodically |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] le retour de ce qui revient régulièrement |
Fototeny | 6 tsingerina |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26 |
![]() |