Teny iditra fitsingilahila (tsingilahila)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny zavatra mitsingilahila, izany hoe mirondrona na mivembena fa tsy marin-toerana tsara [Rajemisa 1985]

2009/02/23