Teny iditra fitsinginana (tsingina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandraisana (zavatra) amin' ny loha rantsana: Nahasosotra ahy ny fitsinginany ilay taratasy nomeko azy, ohatra ny dia zavatra maloto
¶ Fakana izay voafihina amin' ny loha rantsana, izany hoe zavatra pitiny kely [Rajemisa 1985]

2009/02/23