Teny iditra fitsininganingana (tsininganingana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny olona mitsininganingana, izany hoe mihindrahindra, mipelipelika, mihavatravatra, mihefikefika [Rajemisa 1985]

2009/02/23