Teny iditra fitsinjarana (tsinjara)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fizarazarana ho tokony maromaro: Ny fitsinjarana ny asa hahovitana azy haingana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay répartition, découpage
¶ décomposition. [Voambolana: Matematika: alijebra] [SLP 1986]

2009/11/06