Teny iditra | fitsinjovana (tsinjo) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Fitazanana lavitra, fitazanana avy ambony: Avy eny an-tampon' Ankaratra no fitsinjovana tsara indrindra an' Antananarivo Fitandremana, fiambenana: Nankinina tamin' Ikoto ny fitsinjovana ny vorona sao lasa Fikarakarana lavitra: Adidinao ny fitsinjovana ny zandrinao [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | The act of overlooking from afar Care, supervision, regarder au loin (action de), surveillance (une), soins (des) [1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | L'action de regarder au loin, le lieu, la surveillance, les soins [1.3] | ||||
Action de regarder au loin Soins [1.8] | |||||
Ohatra |
| ||||
Kamban-teny |
| ||||
Nohavaozina tamin' ny 2024/03/27 |