Teny iditra fitsinkafonana (tsinkafona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fihevahevana eny ambony rano tsy mety milentika: Ny mahatonga ny fitsinkafonana, dia noho ny tenan' ilay zavatra maivana noho ny rano
Fitrangan-javatra nafenina ho hitan' ny be sy ny maro: Menatra tsy te hijery olona izy noho ny fitsinkafonan' ny lainga be nataony [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05