Teny iditra fitsioka (tsioka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny rivotra mitsioka, izany hoe mitsoka, mifofofofo [Rajemisa 1985]

Teny iditra fitsioka (tsioka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy A whistle. [Richardson 1885]

2010/04/03