Teny iditra fitsipihana (tsipika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanaingana ny tena, arahina fitsambikinana na fanidinana: Ohatra ny helatra ny fitsipihan' ilay valala [Rajemisa 1985]

Teny iditra fitsipihana (tsipika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy A ruler, an instrument used in drawing lines. [Richardson 1885]

2010/04/03