Teny iditra | fitsirakaraka (tsirakaraka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny volo mitsirakaraka, mitsirakorako, misafotofoto, misaritaka [1.1] | |
Tovy hevitra | fitsirakorako | |
Fivaditsoratra | fitsikarakara, fitsirakaraka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |