Teny iditra fitsiranorano (tsiranorano (rano))
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny zavatra mitsiranorano, izany hoe mitsika, manamika, mitera-drano [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay L’état de ce qui suinte [Abinal 1888]

2017/05/16