Teny iditra fitsitsika (tsitsika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina mitsitsika, izany hoe maniry soa mitso-drano na koa manozona [Rajemisa 1985]

Teny iditra fitsitsika (tsitsika)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo tsitsihina [Rajemisa 1985]

2009/11/06