|
|
|
|

Teny iditra1  fitsitsy
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fomba entina mitsitsy, izany hoe tsy mandanilany foana, mandala
Azo tsitsina
Ohatra  4  [2.472#] Tamiko anefa, ninoako fa matoa toy izao ny endriky ny zavatra nihatra tamiko, dia indrindra satria mahantra izahay, ka tsy fitsitsy ary tsy misy misakantsakana amin' izay tiana hatao sy tiana hotenenina.
Fototeny  5  tsitsy

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07