Teny iditra fitsoahana (tsoaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fialanjavatra amin' izay nisy azy: Tsy dia henoko naharary loatra ny fitsoahan' ilay nifiko
¶ Fandosirana: Tsy nisy nahita, hono, ny fitsoahan' ireo gadra vahiny roa lahy
¶ Fivadihana ny teny nomena: Tsy mety izao fitsoahana amin' ny teny natao izao; izany no ilay nolazain' ny Ntaolo hoe fitsoahana orim-bato [Rajemisa 1985]

2009/02/23