Teny iditra fitsobohana (tsoboka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitana, firobohana: Raha ho erỳ an-dafin-drano ianao, eto no fitsobohana fa marivo ny rano eto
¶ Fidirana: Voarara ny fitsobohana ao amin' io trano io fa nisy matin' areti-mifindra tao [Rajemisa 1985]

2009/02/23