|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fitsofana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Famonoana: Efa fotoana fitsofana ny jiro izao
Famelomana: Mandreraka ny fitsofana afo
Fampanenoana: Mahabe nangy, hono, ny fitsofana bingona
Fototeny  4  tsoka
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)6  fitsofana
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] fitsohana
Fanazavàna teny frantsay  9  [1.3#176] A quoi ou à qui on flanque, on lance, qu'on grippe, qu’on fait rondement, parfaitement: Nofitsofany karavasy ny soavaly (Il a flanqué un coup de cravache au cheval) ~ Nofitsofako vato ny omby (J’ai lancé un coup de pierre au bœuf) ~ Nofitsofany ny voankazoko rehetra (Il m'a grippé tous mes fruits) ~ Nofitsofany ny asa (Il a fait rondement le travail)
Fototeny  10  fitsoka
Tsipelina hafa  11  fitsohana

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02