Teny iditra fitsofohana (tsofoka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fidirana ao anaty zavatra ka etiety ny fidirana ao: Ny fitsofohana ao anaty zohy. / Ny fitsofohan' ny tongotra ao anaty kiraro
¶ Fisisihana: Ny fitsofohany tao anatin' ny vahoaka no tsy nahitana azy
¶ Fiditridirana amin' ny zavatra mikasika ny sasany, fitsabahana: Tsy rariny izao fitsofohanao amin' ny raharahan-tokantranonay izao [Rajemisa 1985]

2009/02/23