Teny iditra fitsofotra (tsofotra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra mitsofotra, izany hoe milentika (masoandro, andro, volana...): Niasa foana izy ambara-pitsofotry ny andro [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05