Teny iditra fitsoitsoy (tsoitsoy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny olona na zavatra (volo) mitsoitsoy, izany hoe vonton-drano ka mifitsaka ary mitete rano [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31