Teny iditra fitsolotsolo (tsolotsolo (tsolo))
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran'ny zavatra mitsolotsolo na maranitra [Rajemisa 1985]

Teny iditra fitsolotsolo (tsolotsolo (tsolo))
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina mitsolotsolo na mitanina afo [Rajemisa 1985]

2012/12/05