Teny iditra fitsolotsoloana (tsolotsolo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fiseranana (amin' ny afo): Ny fitsolotsoloan' ny hena atono eo ambony afo [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31