Teny iditra fitsontsorihana (tsontsorika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandrosoana midina; fidinana; fikorianana; fianjeràna ka ny loha no mandeha aloha [Rajemisa 1985]

2009/02/23