Teny iditra fitsopitsopiana (tsopitsopy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fahalefadefahan' ny hazavana: Arakaraka ny fanatonan' ny maraina no anamarihana ny fitsopitsopian' ny kintana [Rajemisa 1985]

2009/02/23