Teny iditra | 1 fivadihana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fifandisoana ka ny lafy ratsiny indray no miseho: Ny fivadihan' ny lamba Fanaovana ny tehezana atao ambanimandry: Mety mba hahafaty ny marary ny fivadihany miankavia fa vizaka izy mihorirana forma miankavanana Fiovana ho ratsy tsy araka ny nampoizina: Mahagaga ny fivadihan' ny andro tampoka tao Fiovana ho ratsy, nefa nitokisana, famadihana: Mahamendrika hovonoina ho faty ny fivadihana amin' ny tanindrazana Fitsipahana ny teny natao: Mitory toetsaina tsy mahomby ny fivadihana amin' ny teny napetraka Fifandisoana ka ny anoloana no lasa aoriana, na ny aoriana basa anoloana:Ny fivadihan' ny satrokao no nihomehezan' ny ankizy anao |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] the act of turning over; treachery |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] L’action de changer de côté, de se retourner, de chavirer, de changer, de violer, de passer à l’ennemi, de rejeter, de trahir 6 [1.8] action de changer de côté; trahison |
Ohatra |
7 [2.472] Fomba fisehoan' ny tsy-fahatantesana onja koa, dia ny fivadihana atidoha. |
Fototeny | 8 vadika |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 10 fivadihana, hifanadiva |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |