Teny iditra | 1 fivadihana |
Fototeny | 2 vadika |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fifandisoana ka ny lafy ratsiny indray no miseho: Ny fivadihan' ny lamba Fanaovana ny tehezana atao ambanimandry: Mety mba hahafaty ny marary ny fivadihany miankavia fa vizaka izy mihorirana forma miankavanana Fiovana ho ratsy tsy araka ny nampoizina: Mahagaga ny fivadihan' ny andro tampoka tao Fiovana ho ratsy, nefa nitokisana, famadihana: Mahamendrika hovonoina ho faty ny fivadihana amin' ny tanindrazana Fitsipahana ny teny natao: Mitory toetsaina tsy mahomby ny fivadihana amin' ny teny napetraka Fifandisoana ka ny anoloana no lasa aoriana, na ny aoriana basa anoloana:Ny fivadihan' ny satrokao no nihomehezan' ny ankizy anao [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 the act of turning over; treachery [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 L’action de changer de côté, de se retourner, de chavirer, de changer, de violer, de passer à l’ennemi, de rejeter, de trahir [1.3] 7 action de changer de côté; trahison [1.8] |
Ohatra |
8 Fomba fisehoan' ny tsy-fahatantesana onja koa, dia ny fivadihana atidoha.
[2.472]
|
Kamban-teny rehetra |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |