Teny iditra | 1 fivahana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] fiborahana; fialan' ny fatorany |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] l’action de se délier, de se détacher, de s’effiler, la cause |
Fototeny | 5 vaha |
Fivaditsoratra | 6 fahivana, fihavana, fivahana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |