|
|
|
|

Teny iditra1  fivahiniana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fandehanana any an-tany lavitra, any an-trano na tanin' olona ka mandalo ihany fa mbola hiverina any an-tanin' ny tena: Nanao ahoana ny fivahinianao tany Belzika? / Fivahiniana ihany ny fiainana eto an-tany
Fototeny  4  vahiny

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11