Teny iditra fivaitra (vaitra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny olona mivaitra, izany hoe mihaitraitra sy be ditra [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31