|
|
|
|

Teny iditra1  fivakavaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fototeny  3  vakavaka
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Toetran' ny olona mivakavaka, izany hoe miakanakana, miambatrambatra: Tsy fantatra na fatahorany na toetrany mihitsy no mahatonga ny fivakavakany

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29