Teny iditra fivandravandra (vandravandra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba na toetran' ny olona mivandravandra, izany hoe mijery amin' ny maso midiridiry feno hatezerana [Rajemisa 1985]

2009/02/23