Teny iditra | fivarerahana (vareraka (reraka)) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fiborotsahan' ny akanjo mirefarefa: Oadray itỳ fivorerahan' ny akanjon' Ikoto! Fiboretahana kivy sy ketraka tsy mampiseho herin-tsaina: Akory ny fivarerahan-dRasoa nandre ny tsy fahafahan' ny zanany fanadinana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Le débraillement, le découragement, le motif du débraillement ou découragement [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |