Teny iditra fivarinana (varina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fidinana mikorisa, fianierana arahim-pikodiadiavana: Fivarinana an-kady no nahazo andRabe raha tsy voatohan' ny vodihazo teo amoron-kady izy
¶ Fietrena voninahitra: Tana fivarinana mihitsy ny an-dRakoto nanambady olona ambony toetra toa iny [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31