Teny iditra | 1 fivarinana |
Fototeny | 2 varina |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fidinana mikorisa, fianierana arahim-pikodiadiavana: Fivarinana an-kady no nahazo andRabe raha tsy voatohan' ny vodihazo teo amoron-kady izy Fietrena voninahitra: Tana fivarinana mihitsy ny an-dRakoto nanambady olona ambony toetra toa iny |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |