Teny iditra fivarizohana (varizoka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitariavana, fitsaontsaonambava tsisy farany: Tsy aritro ny fivarizohany teo ka aleoko nandeha [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05