|
|
|
|

Teny iditra1  fivarotana
Fototeny  2  varotra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fanakalozana vola ny zavatra, fandrantoana, firantoana: Ilana fahaizana ny fivarotana fa tsy ataotaofoana akory
Toerana anaovana varotra: Itsy andrefana itsy ny fivarotan' i dadatoa
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] the act of selling; a shop
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] action de vendre, commerce; magasin de vente
Voambolana  7  Toe-karena: varotra
Haiendriteny 
8  Tsotra :
9  Tovonana :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  12  fivarotana, voatrifana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21