|
|
|
|

Teny iditra1  fivatsiana
Fototeny  2  vatsy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fitondrana vatsy na sakefo entina hivahiny: Ny fivatsiana no zavatra voalohany atao roba misy dia kasaina
Fitondrana, firongoana: Inona no hevitr' izao fivatsiana fiadiana izao

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11