Teny iditra | 1 fivava |
Fototeny | 2 vava |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Toetran' ny zavatra mivava, izany hoe mitriatra; fitsefaka na fitresaka: Tsy mampatoky ahy ny fivavan' itỳ rindrina itỳ |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |