|
|
|
|

Teny iditra1  fivavahana
Sokajin-teny  2  anarana
Fototeny  3  vavaka
Kamban-teny rehetra 
Fanazavàna teny malagasy  5  [1.1] Fanajana sy fanompoana an' Andriamanitra na izay heverina ho izy: Finoanoam-poana no fototry ny fivavahana amin' ny sampy
Foto-pinoana sy fampianarana samy manana ny azy iompanan' ny fanajana amam-panompnana an' Andriamanitra: Ny fivavahana Kristianina ~ Ny fivavahana silamo
Teny na fihetseham-po entina mitsaoka an' Andriamanitra, misaotra azy ary mangataka aminy; vavaka: Manao fivavahana hariva, fivavahana atora-po
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.7] worship; religion
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] religion ; action de prier, d'aller au culte ou à la messe
Ohatra  8  [1.436#] Ny fivavahana amin'Andriamanitra sy ny razana;
9  [2.366#] ny amin' ny fivavahana, samy manao ny fanaony;
Lahatsoratra  10  Randzavola: fivavahana ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10