Teny iditra | 1 fivelezana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fikapohana vary mba hampihintsana ny voany: Ny toerana fivelezam-bary no atao hoe famoloana Fampanenoana zavamaneno amin' ny fikapohana azy: Fivelezana amponga, lakolosy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] the act of striking with something; threshing |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] action de frapper, de battre |
Fototeny | 6 vely |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |