Teny iditra fivelomana (velona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fiainana: Sarotra ny fivelomana amin' izao andro izao
¶ Fahazoana ny zavatra ilaina mba hahavelona: Asa tanana no fiveloman-dRanaivo
¶ Antom-pivelomana, kapoaka, fitadiavana, karama [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a means of subsistence; income for living expenses; a manner of life [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay subsistance; manière de vivre [Hallanger 1974]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2009/10/31