Teny iditra | 1 fivelomana |
Fototeny | 2 velona |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fiainana: Sarotra ny fivelomana amin' izao andro izao Fahazoana ny zavatra ilaina mba hahavelona: Asa tanana no fiveloman-dRanaivo Antom-pivelomana, kapoaka, fitadiavana, karama |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] a means of subsistence; income for living expenses; a manner of life |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] subsistance; manière de vivre |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny fivelomana io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/17 |