|
|
|
|

Teny iditra1  fiveraverana
Fototeny  2  veravera
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fivaroradrorahana, fitavozavozàna, fitahontahònana: Oadray itỳ fiveraveran' i Bozy! zavatra maivan-kely iny dia naveiany hianjera

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11