Teny iditra fiveraverana (veravera)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fivaroradrorahana, fitavozavozàna, fitahontahònana: Oadray itỳ fiveraveran' i Bozy! zavatra maivan-kely iny dia naveiany hianjera [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05