|
|
|
|

Teny iditra1  fivesarana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Toetran' ny olona mitondra zavatra be lanja: Tsy afa-mihazakazaka aho noho ny fivesaran' ny entana ao an-damosiko
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a state of being heavily laden
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] état de celui qui est chargé
Fototeny  6  vesatra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11