|
|
|
|

Teny iditra1  fivezenana
Fototeny  2  vezina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fironana, fihetsehan-javatra malefolefo toy ny rotsa-kazo izay atsatoka amin' ny tany ka arona miankavia na miankavanana dia miverina amin' ny toerany teo aloha indray

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05