Teny iditra | 1 fivezivezena |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fandehanana atsỳ sy arỳ, fitotototoana mankatsy sy mankaroa: Fivezivezena tsy hita isa vao vita iny raharaha iny Fiasana dia: Naharitra antsasak' adiny ny fivezivezeko tao an-dalantsara vao noraisin' ilay Rangahy aho Fivoivoizana, firioriovana: Lany amin' ny fivezivezena eran' ny tanàna ny faladian-kirarony |
Fototeny | 4 vezivezy |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |