Teny iditra | fividianana (vidy) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Fandoavana vola atao takalon-javatra: Teo am-pividianana mofo no nahitako an-dRabe [Rajemisa 1985] | |
Fandikana anglisy | the act of buying [Hallanger 1973] | |
Fandikana frantsay | action d'acheter, achat [Hallanger 1974] | |
¶ fividianana ara-tomba-maso: achat par évaluation ¶ fividianana ambongadiny: achat en gros ¶ fividianana am-potorany, am-potony: achat sur pied ¶ fividianana an-tokony: achat par tas ¶ fividianana an-tsingany: achat par unité ¶ fividianana ara-drefy: achat par mesures légales [SLP 1986] | ||
Voambolana | Toe-karena: varotra | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |